Teny iditra manaketraka (ketraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao?
¶ Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ
¶ Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony
¶ Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaketraka
nanaketraka
hanaketraka
manaketraha

2010/05/14