Teny iditra manaketrona (ketrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manakentrona [Rakotosaona 1975]
 Manisy ketrona, manisy lefiravina: Manaketrona lobaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to wrinkle, to fold, to pleat [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay plisser [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Endriteny 
manaketrona
nanaketrona
hanaketrona
manaketròna

Teny iditra manaketròna (ketrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaketrona [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31