Teny iditra manakezaka (kezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampanify: Manao izay hanakezaka ny tenany mafy izy fa tsy tiany, hono, ny matavy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakezaka
nanakezaka
hanakezaka
manakezaha

2013/03/18