Teny iditra manakiaka (kiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrangotra, manenda-koditra
¶ Manoritra kely amin-javatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scratch, to graze, to gash superficially [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay écorcher légèrement [Abinal 1888]
 gratter, écorcher légèrement [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakiaka
nanakiaka
hanakiaka
manakiaha

2012/01/27