Teny iditra manakiana (kiana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to criticize details, to find fault [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay blâmer, censurer [Abinal 1888]
 critiquer, censurer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakiana
nanakiana
hanakiana
manakiàna

Teny iditra manakiàna (kiana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakiana [fitanisana]

2012/01/27