Teny iditra manakimpy (kimpy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakimpy
nanakimpy
hanakimpy
manakimpia

2010/05/14