Teny iditra manakipaka (kipaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina
¶ Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakipaka
nanakipaka
hanakipaka
manakipaha

2010/05/14