Teny iditra manakipily (kipily)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoraka zavatra, manipy zavatra any ivelany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakipily
nanakipily
hanakipily
manakipiliza

2010/05/14