Teny iditra manakira (kira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka na manala kiran-javatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pull out fibers; to scale a fish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tirer les fibres; écailler un poisson [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakira
nanakira
hanakira
manaki

Teny iditra manaki (kira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakira [fitanisana]

2012/06/20