Teny iditra manakiraro (kiraro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy kiraro tongotr' olona iray [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakiraro
Ny lasa : nanakiraro
Ny hoavy : hanakiraro
Filaza mandidy : manakiraroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05