Teny iditra manakiraviravy (kiraviravy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihantona zavatra ka mampirazorazo azy tsy hitehika amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakiraviravy
nanakiraviravy
hanakiraviravy
manakiraviraveza

2010/05/14