Teny iditra manakisaka (kisaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakisaka
nanakisaka
hanakisaka
manakisaha

2010/05/14