Teny iditra manakisolosolo (kisolosolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahavo ila ny tany iray, hampisolampilampy azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakisolosolo
nanakisolosolo
hanakisolosolo
manakisolosoloa

2010/05/14