Teny iditra manakitamby (kitamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy kitamby manodidina ny tena na olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakitamby
nanakitamby
hanakitamby
manakitambia

2010/05/14