Teny iditra manakitoza (kitoza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandidy mandrotika lavalava, mampihantona, mampitarozaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakitoza
nanakitoza
hanakitoza
manakitozà

Teny iditra manakitozà (kitoza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitoza [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18