Teny iditra manakitra (kitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakotaba; manakotrana; mampaneno
¶ Misokitra, mikitika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakitra
nanakitra
hanakitra
manakitrà

Teny iditra manakitrà (kitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31