Teny iditra manakitrana (kitrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina
¶ Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakitrana
nanakitrana
hanakitrana
manakitràna

Teny iditra manakitràna (kitrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18