Teny iditra manakitroka (kitroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifanizin-javatra tsy misy elanelany; mampiady ny nify [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakitroka
nanakitroka
hanakitroka
manakitroha

2010/05/14