Teny iditra manakivilivily (kivilivily)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihetsika zavatra hankatsy hankaroa: Manakivilivily hazo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to swing something back and forth [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay faire balancer, faire osciller [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakivilivily
nanakivilivily
hanakivilivily
manakivilivilia
Teny mitovy hevitra mampisavilivily ~ manakipilipily ~ manasavilivily

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31