Teny iditra manako (ako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany [Rajemisa 1985]
 misy tamberim-peo [SLP 1986]
Famaritana anglisy imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay faire écho [Abinal 1888]
Famaritana frantsay résonner [SLP 1986]
Endriteny 
manako
nanako
hanako

2012/06/20