Teny iditra manakobana (kobana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakobana
nanakobana
hanakobana
manakobàna

Teny iditra manakobàna (kobana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakobana [fitanisana]

2013/03/18