Teny iditra manakodia (kodia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to roll something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire rouler [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakodia
nanakodia
hanakodia
manakodiava

2012/06/21