Teny iditra manakojikojy (kojikojy (kojy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Raha misy lehilahy manakojikojy zazavavy tsy foafofo ka mandry aminy dia handoa ny hajam-bolany izy ka hanambady azy. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakojikojy, manakojikojin', manakojikojin-, manakojikojim-
Ny lasa : nanakojikojy, nanakojikojin', nanakojikojin-, nanakojikojim-
Ny hoavy : hanakojikojy, hanakojikojin', hanakojikojin-, hanakojikojim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20