Teny iditra manakolikoly (kolikoly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zarako ka nahasimba azy
¶ Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna: Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakolikoly
nanakolikoly
hanakolikoly
manakolikole
Teny mitovy hevitra manolikoly

2010/05/05