Teny iditra manakolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarakara, mikajakaja fatratra, manao izay hahasoa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakolokolo
nanakolokolo
hanakolokolo
manakolokoloa
Teny mitovy hevitra manolokolo

2010/05/14