Teny iditra manakombona (kombona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana
¶ tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to close the lips or a book, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fermer les lèvres; fermer un livre, etc [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakombona
nanakombona
hanakombona
manakomna
Mpanahaka  manakatona ~ manakimpy

Teny iditra manakomna (kombona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakombona [fitanisana]

2012/06/21