Teny iditra manakoretika (koretika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakorontana, manasafotofoto, manao rango-tsaka, mampiboredika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakoretika
nanakoretika
hanakoretika
manakoreteha

2010/05/14