Teny iditra manakoriana (koriana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandeha misosa miadana, manakorisa, manakisaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakoriana
nanakoriana
hanakoriana
manakoriàna

Teny iditra manakoriàna (koriana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakoriana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19