Teny iditra manakorisa (korisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampisosa, manakisaka midina, mampikororosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cause to slide, to roll along [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire glisser, faire rouler [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakorisa
nanakorisa
hanakorisa
manakorisà

Teny iditra manakori (korisa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorisa [fitanisana]

2012/06/20