Teny iditra manakoro (koro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mambory sofina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakoro
nanakoro
hanakoro
manakoroa

Teny iditra manakoro (koro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manasavoritaka, manjera [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakoro
nanakoro
hanakoro
manakoroa
Teny mitovy hevitra manorokoro

2010/05/14