Teny iditra manakorodona (korodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandroaka, manosika avy ato aoriana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakorodona
nanakorodona
hanakorodona
manakorodòna

Teny iditra manakorodòna (korodona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorodona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19