Teny iditra manakorongo (korongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiforitra, mampilefitra, mampifanakaiky [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakorongo
nanakorongo
hanakorongo
manakorongoa

2013/03/19