Teny iditra manakorontana (korontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
¶ Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put in disorder; to push or knock things about [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bouleverser, mettre en désordre; troubler [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakorontana
nanakorontana
hanakorontana
manakoronna

Teny iditra manakoronna (korontana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorontana [fitanisana]

2012/06/20