Teny iditra manakorotika (korotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrovitra, manakotika; manimba; manasavorovoro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakorotika
nanakorotika
hanakorotika
manakoroteha

2010/05/14