Teny iditra manakosesy (kosesy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao haingana tsy misy fiatoana, tsy ankijanona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakosesy
nanakosesy
hanakosesy
manakosese

2010/05/14