Teny iditra manakosina (kosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
¶ Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakosina
nanakosina
hanakosina
manakosena

2010/05/14