Teny iditra manakositra (kositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandilotra, mampihodinkodina hazo kely lava eo ambonin' ny hazo iray mba hah azoana afo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakositra
nanakositra
hanakositra
manakosira

2010/05/14