Teny iditra manakosoka (kosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo (ny tanana, borosy) eo ambonin' ny zavatra iray mba hampahadio azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakosoka
nanakosoka
hanakosoka
manakosoha

2010/05/14