Teny iditra manatra (kotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakotra
nanakotra
hanakotra
manakotrà

Teny iditra manakotra (takotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manarona amin' ny takotra [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] manarona [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] manampina [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
manakotra
nanakotra
hanakotra
manakofa

2010/05/14