Teny iditra manakotrana (kotrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
¶ Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
¶ Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakotrana
nanakotrana
hanakotrana
manakotràna

Teny iditra manakotràna (kotrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19