Teny iditra manakotsa (kotsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandena tanteraka, mamonto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to soak, to wet thoroughly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tremper, bien mouiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakotsa
nanakotsa
hanakotsa
manakotsà

Teny iditra manakotsà (kotsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotsa [fitanisana]

2012/06/20