Teny iditra manakovilavila (kovilavila (vilavila (vila)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiolikolika manketsy mankeroa: Manakovilavila ny fandehany ny mamo
¶ Mampisavilivily: Aza manakovilavila tanana toy izao rehefa mandeha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakovilavila
nanakovilavila
hanakovilavila
manakovilavilà

Teny iditra manakovilavilà (kovilavila (vilavila (vila)))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakovilavila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19