Teny iditra manala (ala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manesotra: Nanala ny palitaony izy fa nafana loatra ny andro
¶ Manatsoaka, manongotra, manombotra: Iza no nanala ilay fantsika teto amin' ny rindrina? / Manafaka: Iza dry no nanala azy tao an-davaka tao, hoy ianao
¶ Maka: Lasa nanala fanadinana any Antananarivo izy
¶ Manao fanalana, manesotra isa amin' ny isa hafa iray lehibebe kokoa: Tsy mbola mahay manala akory ity zaza ity [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to take away, to remove from, to subtract, to withdraw from. [Richardson 1885]
   to remove [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   enlever, ôter, arracher, délivrer: Manala fantsika (Arracher un clou) Tsy hanala anao an-tranomaizina aho (Je ne te délivrerai pas de prison) [Abinal 1888]
   enlever, ôter; soustraire; [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   enlever, ôter [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
manala
nanala
hanala
manalà
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra manalà (ala)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manala [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Teny iditra manala (ala)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   subtraction [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   la soustraction [Hallanger 1974]
Voambolana  

Teny iditra manala (hala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to abhor [Provincial] [Richardson 1885]
Ny bikany  
manala
nanala
hanala

Teny iditra manala (nala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to be addicted to vice; to be deformed, to be monstrous [Provincial] [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/19