Teny iditra manalaka (halaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to make to have a space between. [Richardson 1885]
Endriteny 
manalaka
nanalaka
hanalaka
manalaha

Teny iditra mañalaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manofa vary, ets. [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra mañakaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31