Teny iditra manalakalaka (halakalaka (halaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampisaraka, mampihataka, manisy elanelana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manalakalaka
nanalakalaka
hanalakalaka
manalakalaha

2013/03/19