Teny iditra manalasala (salasala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
¶ Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
¶ Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hesitate and do nothing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay hésiter au point de ne rien faire [Hallanger 1974]
Endriteny 
manalasala
nanalasala
hanalasala
manalasa
Teny nalaina 

Teny iditra manalasa (salasala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalasala [fitanisana]

2013/03/19