Teny iditra manalefaka (lefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy
¶ Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko
¶ Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make supple; to calm; to make easier [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de [Hallanger 1974]
Endriteny 
manalefaka
nanalefaka
hanalefaka
manalefaha

2012/06/20