Teny iditra manalehibe (lehibe)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany
¶ Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ
¶ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to make bigger or greater [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   rendre grand; agrandir [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manalehibe
nanalehibe
hanalehibe
manalehibiaza
Fifanoheran-keviteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20