Teny iditra manalina (alina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to detain till night; to misspend one's days and hours. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   retenir jusqu'à la nuit ou longtemps [Abinal 1888]
Ny bikany  
manalina
nanalina
hanalina
manana
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra manalìna (alina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalina [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20