Teny iditra manalo (alo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manasaratsaraka ny ira alohan' ny hanenomana: Efa manenona ve Rasoa izao? -- Tsia, mbola manalo ny foly izy ao [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manalo
nanalo
hanalo

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14